Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 8:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Dia nofeperan’i Jesoa ireo mpianany tsy hilazalaza momba Azy na amin’iza na amin’iza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hiteny ny momba Azy na amin’iza na amin’iza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Dia nofeperan’i Jesoa ireo mpianany tsy hilazalaza momba Azy na amin’iza na amin’iza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Ary norarany mafy izy ireo mba tsy hilazalaza Azy na amin’iza na amin’iza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin’olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin'olona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hiteny ny momba Azy na amin’iza na amin’iza.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 8:30
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay dia nofeperan’i Jesoa ny mpianany mba tsy hilazalaza na amin’iza na amin’iza fa hoe Izy no ilay Mesia.


Ary hoy i Jesoa taminy: –Tandremo ny milaza izao na amin’iza na amin’iza; fa mandehana miseho amin’ny mpisorona ary ento ny fanatitra voadidin’i Mosesy mba ho vavolombelona amin’ny olona fa madio ianao.


Dia namepetra ny olona teo i Jesoa tsy hitantara na amin’iza na amin’iza; kanefa arakaraka ny nameperan’i Jesoa azy no vao mainka koa nampielezany izany.


Nalefan’i Jesoa hody any an-tranony ralehilahy sady nilazany hoe: «Aza mankao an-tanàna!»


Fony izy efa-mianaka nidina avy any an-tendrombohitra, dia izao no baiko nomen’i Jesoa azy telo lahy: –Aza mitantara na amin’iza na amin’iza ny zavatra vao hitanareo, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona ho velona avy any amin’ny maty.


Nofeperan’i Jesoa mafy anefa ireo mpianany tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra