Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 8:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Dia nanontany azy ireo indray i Jesoa hoe: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao taminy hoe: –Ianao no ilay Mesia!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa dia milaza Ahy ho iza? Dia namaly i Petera ka niteny taminy hoe: Ianao no Kristy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Dia nanontany azy ireo indray i Jesoa hoe: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao taminy hoe: –Ianao no ilay Mesia!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 «Fa ianareo kosa, manao Ahy ho iza?» hoy Izy tamin’izy ireo. Dia namaly i Piera ka nanao taminy hoe: «Ianao no Kristy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Hianao no Kristy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Hianao no Kristy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa dia milaza Ahy ho iza? Dia namaly i Petera ka niteny taminy hoe: Ianao no Kristy*.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 8:29
13 Rohy Ifampitohizana  

ka novaliany hoe: –Ianareo no efa nomena ny tsiambaratelo momba ny Fanjakàn’Andriamanitra; fa ho an’ireo any ivelany kosa dia manjary ankamantatra saro-pantarina ny zavatra rehetra,


Dia hoy i Jesoa taminy: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao hoe: –Ilay Mesia avy amin’Andriamanitra!


Ka novalian’i Marta hoe: –Eny, ry Tompo, mino aho fa Ianao no ilay Mesia, ilay Zanak’Andriamanitra, Ilay tonga eo amin’izao tontolo izao!


ka hoy ireo tamin-dravehivavy: –Tsy noho ny filàzanao ihany no inoanay fa ny tenanay no nandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy an’izao tontolo izao.


Dia novalian’i Simôna Petera hoe: –Tompo ô, hankany amin’iza àry izahay? Ianao no manana ny teny manome ny aina maharitra mandrakizay;


sady izahay efa mino sy mahalala fa Ianao no ilay Masina avy amin’Andriamanitra!


Nizotra ny dian’izy roa lahy, ary mby teo amin’ny toerana anankiray misy rano, ka hoy ilay tandapa: –Inty eto misy rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao batisa? [


Tsy nangataka andro i Saoly fa nitoriteny tao amin’ny sinagôga, nanambara fa i Jesoa no ilay Zanak’Andriamanitra.


Ny maha vato sarobidy Azy dia ho anareo izay mino, ka «ny vato nolavin’ny mpanao trano no nanjary vato fehizoro»; ho an’izay tsy mino kosa,


Na iza na iza manaiky an’i Jesoa ho Zanak’Andriamanitra, dia mitoetra ao anatiny Andriamanitra ary izy ao anatin’Andriamanitra.


Izay rehetra mino fa i Jesoa no Kristy, dia naterak’Andriamanitra; ary izay rehetra tia ilay Andriamanitra niteraka, dia tia izay naterak’Andriamanitra koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra