Marka 8:27 - DIEM PROTESTANTA27 Dia niainga i Jesoa sy ny mpianany nankany amin’ireo tanàna kely manodidina an’i Kesaria-Filipo; ary teny an-dalana, dia nanontany ny mpianany i Jesoa nanao hoe: –Iza moa Aho, araka ny filazan’ny olona Ahy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin’ireo tanàna kely miankina amin’i Kaisarian’i Filipo. Nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy hoe: Lazain’ny olona ho iza moa Aho? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Dia niainga i Jesoa sy ny mpianany nankany amin’ireo tanàna kely manodidina an’i Kesaria-Filipo; ary teny an-dalana, dia nanontany ny mpianany i Jesoa nanao hoe: –Iza moa Aho, araka ny filazan’ny olona Ahy? Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Avy ao i Jesoa sy ny mpianany, dia nankany amin’ny vohitra manodidina an’i Sezarean’i Filipo, ary teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy nanao hoe: «Ataon’ny olona ho iza moa Aho?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 ARY Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin’ireny tanàna momba an’i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dàlana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon’ny olona ho iza moa Aho? Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin'ireny tanàna momba an'i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon'ny olona ho iza moa Aho? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin’ireo tanàna kely miankina amin’i Kaisarian’i Filipo. Nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy hoe: Lazain’ny olona ho iza moa Aho? Jereo ny toko |