Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:54 - DIEM PROTESTANTA

54 Rehefa niala tao an-tsambokely ry zareo, dia nahafantatra an’i Jesoa avy hatrany ny olona,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

54 Ary raha niala teo an-tsambokely izy ireo dia nahafantatra an’i Jesosy avy hatrany ny olona teo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

54 Rehefa niala tao an-tsambokely ry zareo, dia nahafantatra an’i Jesoa avy hatrany ny olona,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

54 Ary rehefa niala tao an-tsambo kely izy ireo, dia nahalala an’i Jesoa niaraka tamin’izay ny olona,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

54 Ary raha niala teo an-tsambokely izy, dia nahalala an’i Jesosy niaraka tamin’izay ny olona teo

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

54 Ary raha niala teo an-tsambokely izy, dia nahalala an'i Jesosy niaraka tamin'izay ny olona teo

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

54 Ary raha niala teo an-tsambokely izy ireo dia nahafantatra an’i Jesosy avy hatrany ny olona teo;

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:54
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny TOMPO no fialofana ho an’ny ampahorîna, eny, fialofana amin’ny andro mahory.


Ary nony tafita ny rano i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta, ka niantsona teo.


ka lasa nitety haingana ny faritany manontolo ary nitondra ny marary tamin’ny filanjana hankany amin’izay reny fa nisy Azy.


Nony vita izany, dia nanatona koa ny marary sasany teo amin’ny nosy ka sitrana.


Ny hany iriko dia ny hahalalako an’i Kristy, ka hahatsapako ny herin’ny fitsanganany ho velona sy hiombonako fijaliana aminy ary hanahafako Azy amin’ny fahafatesany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra