Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Marka 6:55 - DIEM PROTESTANTA

55 ka lasa nitety haingana ny faritany manontolo ary nitondra ny marary tamin’ny filanjana hankany amin’izay reny fa nisy Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

55 nihazakazaka namakivaky ny faritany manontolo ny olona ary nitondra ny marary tamin’ny fandrianany ho any amin’izay reny fa nitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

55 ka lasa nitety haingana ny faritany manontolo ary nitondra ny marary tamin’ny filanjana hankany amin’izay reny fa nisy Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

55 ka lasa nitety ny manodidina, ary rafitra nitatitra ny marary tamin’ny fandriana ho any amin’izay reny fa misy Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

55 ka nihazakazaka tamin’izany tany rehetra izany ary nitondra ny marary tamin’ny fandriana ho any amin’izay reny fa nitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

55 ka nihazakazaka tamin'izany tany rehetra izany ary nitondra ny marary tamin'ny fandriana ho any amin'izay reny fa nitoerany.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:55
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa izay mety ho marary ianjadian’ny aretina sy fanaintainana isan-karazany, dia ny azon’ny demony sy ny mararin’ny androbe ary ny malemy ka nositraniny avokoa.


Rehefa niala tao an-tsambokely ry zareo, dia nahafantatra an’i Jesoa avy hatrany ny olona,


Ary tany amin’ny toerana rehetra nalehan’i Jesoa, na tanàna kely na tanàn-dehibe na ambanivohitra, dia teny amin’ny kianja no nametrahana ny marary; ary dia niangavian’ny olona i Jesoa mba hamela ny marary hikasika na dia ny somotraviavin-dambany fotsiny ihany aza; ary izay rehetra nikasika Azy dia sitrana avokoa.


Nentin’ny olona teny amin’ny arabe aza ny marary ka napetrany teo ambony fandriana na tsihy mba hisy hiantefan’ny tandindon’i Petera ahay, raha sendra nandalo izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra