Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:53 - DIEM PROTESTANTA

53 Ary nony tafita ny rano i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta, ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

53 Nony tafita izy ireo dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

53 Ary nony tafita ny rano i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta, ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

53 Nony tafita izy ireo, dia nitody tao Genezareta ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

53 Ary nony tafita izy, dia tonga teo amin’ny tany Genesareta ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

53 Ary nony tafita izy, dia tonga teo amin'ny tany Genesareta ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

53 Nony tafita izy ireo dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta ka niantsona teo.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:53
4 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa niala tao an-tsambokely ry zareo, dia nahafantatra an’i Jesoa avy hatrany ny olona,


Indray andro i Jesoa, raha ilay nijanona teo amoron’ny farihin’i Genesareta iny, dia nitangoronan’ny vahoaka te hihaino ny tenin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra