Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina ka nasainy noentiny teo aminy ny lohan’i Jaona. Dia nandeha io ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohan’i Jaona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 fa nirahiny faingana ny mpiambina anankiray nasainy nitondra ny lohan’i Joany amin’ny lovia. Dia nandeha nanapaka ny lohan’i Joany tao an-tranomaizina ilay mpiambina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan’i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-trano-maizina ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary niaraka tamin'izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan'i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina ka nasainy noentiny teo aminy ny lohan’i Jaona. Dia nandeha io ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohan’i Jaona.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:27
3 Rohy Ifampitohizana  

Nalahelo fatratra ny mpanjaka, saingy noho ilay fianianana efa nataony ary noho ireo olona niara-nisakafo taminy, dia tsy te handà ny fangatahan-drazazavavy izy.


Nentiny an-dovia ny lohan’i Jôhany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa nanome azy an-dreniny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra