Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Marka 6:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Nentiny an-dovia ny lohan’i Jôhany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa nanome azy an-dreniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Dia noentiny teo ambony lovia ny lohan’i Jaona ka nomeny an-dRazazavavy; ary Razazavavy kosa dia nanome izany ny reniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Nentiny an-dovia ny lohan’i Jôhany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa nanome azy an-dreniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 ka nitondra azy tamin’ny lovia, ary nomeny an-drazazavavy dia nomen-drazazavavy an-dreniny kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Dia nentiny teo an-dovia ny lohany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa dia nanome azy an-dreniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Dia nentiny teo an-dovia ny lohany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa dia nanome azy an-dreniny.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:28
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nisy iraka tonga nanambara taminy ny nitondrana ireo lohan’ny taranaky ny mpanjaka ireo. Ary hoy i Jehò: –Ataovy toko roa mifanongoa eo anoloan’ny vavahadin’ny tanàna mandra-paharain’ny andro ireo.


Rehefa nomen-dreniny hevitra razazavavy, dia niteny hoe: –Omeo ahy etoana an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa!


Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja.


Nandre izany ny mpianatr’i Jôhany, ka tonga naka ny fatiny ary nandevina azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra