Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Nalahelo fatratra ny mpanjaka, saingy noho ilay fianianana efa nataony ary noho ireo olona niara-nisakafo taminy, dia tsy te handà ny fangatahan-drazazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nanatrika nisakafo teo dia tsy sahy nandà azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Nalahelo fatratra ny mpanjaka, saingy noho ilay fianianana efa nataony ary noho ireo olona niara-nisakafo taminy, dia tsy te handà ny fangatahan-drazazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ireo olona niara-nihinana taminy dia tsy sahy nandà an-drazazavavy izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nipetraka nihinana teo, dia tsy sahy nandà azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nipetraka nihinana teo, dia tsy sahy nandà azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nanatrika nisakafo teo dia tsy sahy nandà azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:26
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba: –Indro efa narahiko ny torohevitrao; koa ndeha alao i Absalôma zatovolahy ka ampodio eto.


Fa niteny indray ireo ka nanao teo anatrehan’ny mpanjaka hoe: –I Daniela, isan’ireo babo avy any Joda, dia tsy mba miraharaha anao na ny didy izay nosoniavinao, ry mpanjaka ô; fa intelo isan’andro izy no manao fivavahana amin’ny Andriamaniny.


Nalahelo ny mpanjaka; saingy noho izy niozonozona teo anatrehan’ny olona niara-nisakafo taminy, dia nasainy homena an-drazazavavy izany.


Dia niditra faingana niaraka tamin’izay razazavavy nankeo amin’ny mpanjaka ary niteny taminy hoe: –Tiako homenao ahy izao dia izao an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.


Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra