Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Dia niditra faingana niaraka tamin’izay razazavavy nankeo amin’ny mpanjaka ary niteny taminy hoe: –Tiako homenao ahy izao dia izao an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia niditra haingana niaraka tamin’izay izy ho eo amin’ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha omenao ahy haingana eo ambony lovia ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Dia niditra faingana niaraka tamin’izay razazavavy nankeo amin’ny mpanjaka ary niteny taminy hoe: –Tiako homenao ahy izao dia izao an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia nidodododo faingana nankao amin’ny mpanjaka izy, ka nangataka hoe: «Tiako raha homenao ahy an-dovia izao ankehitriny izao ny lohan’i Joany Batista.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Dia niditra faingana niaraka tamin’izay izy ho ao amin’ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha homenao ahy faingana eto an-dovia ny lohan’i Jaona Mpanao-batisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Dia niditra faingana niaraka tamin'izay izy ho ao amin'ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha homenao ahy faingana eto an-dovia ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Dia niditra haingana niaraka tamin’izay izy ho eo amin’ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha omenao ahy haingana eo ambony lovia ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:25
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa mihazakazaka ho amin’ny ratsy izy sady dodona erỳ handatsa-dra.


Rehefa nomen-dreniny hevitra razazavavy, dia niteny hoe: –Omeo ahy etoana an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa!


Tamin’izany vaninandro izany, dia niseho tany an-taniefitr’i Jodea i Jôhany Mpanao batisa, ary nanao antso avo hoe:


Dia lasa nivoaka ny efitrano fisakafoana razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: –Inona no hangatahiko? Ary hoy ireniny: –Ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.


Nalahelo fatratra ny mpanjaka, saingy noho ilay fianianana efa nataony ary noho ireo olona niara-nisakafo taminy, dia tsy te handà ny fangatahan-drazazavavy izy.


«Mailaka erỳ izy raha ndeha handatsaka aina,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra