Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ary niozona mafy tamin-drazazavavy ny mpanjaka nanao hoe: –Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ary nianiana taminy izy ka niteny taminy hoe: Na inona na inona no hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ary niozona mafy tamin-drazazavavy ny mpanjaka nanao hoe: –Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 sady nampiany tamim-pianianana hoe: «Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao, na dia ny antsasaky ny fanjakako aza.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary nianiana taminy hoe izy: Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary nianiana taminy hoe izy: Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakako aza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ary nianiana taminy izy ka niteny taminy hoe: Na inona na inona no hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:23
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy izy: –Hampiharin’Andriamanitra amiko anie ny famaizana mafy indrindra, raha tàhiny tsy voatapaka anio ny lohan’i Elisà zanakalahin’i Safata.


ary nanontanian’ny amperôra hoe: –Maninona ianao, ry Estera mpanjakavavy? Inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany.


Ary teo am-pamaranana ny sakafo, dia hoy ny amperôra tamin’i Estera: –Inona no angatahinao sy tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany.


Ary teo am-pamaranana ny sakafo, dia hoy indray ny amperôra tamin’i Estera: –Inona no angatahinao sy tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany ary ho azonao tokoa.


Namatotra sy naningotra anao ve ny teny sy fampanantenana voalazanao?


Noho izany, dia niozonozona mihitsy ity mpanjaka fa hanome an-drazazavavy ny zavatra hangatahiny na inona na inona.


sady nataony hoe: –Homeko Anao avokoa ireo, raha miankohoka eto anoloako Ianao ho fanajana ahy!


Dia lasa nivoaka ny efitrano fisakafoana razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: –Inona no hangatahiko? Ary hoy ireniny: –Ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.


Ary nianiana taminy sady nanonona ny anaran’ny TOMPO i Saoly ka nanao hoe: –Velona ny TOMPO ka milaza marina aho fa tsy hampaninona anao akory izao raharaha izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra