Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 5:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Nandositra ireo mpiandry kisoa ka lasa nilaza ny vaovao tao an-tanàna sy teny ambanivohitra. Koa avy ny olona hijery ny zava-niseho,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary ny mpiandry azy ireo dia nandositra ka nilaza ny zava-nitranga tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia tonga ny olona mba hizaha izany zavatra izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nandositra ireo mpiandry kisoa ka lasa nilaza ny vaovao tao an-tanàna sy teny ambanivohitra. Koa avy ny olona hijery ny zava-niseho,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Dia nandositra ny mpiandry azy ka nilaza izany tany an-tanàna sy teny an-tsaha; ary nivoaka ny olona hizaha izany zavatra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary ny mpiandry azy dia nandositra ka nilaza tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia nandeha ny olona mba hizaha izany zavatra izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary ny mpiandry azy dia nandositra ka nilaza tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia nandeha ny olona mba hizaha izany zavatra izany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary ny mpiandry azy ireo dia nandositra ka nilaza ny zava-nitranga tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia tonga ny olona mba hizaha izany zavatra izany;

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 5:14
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny zava-masina, aza omena ny alika, fandrao hifoteran’ny alika ianareo ka hoviravirainy; ary ny vatosoanareo, aza atsipy amin’ny kisoa, fandrao voahosihosiny.


Nandositra kosa ireo mpiandry kisoa, ary nankany an-tanàna nilaza ny zava-nitranga rehetra sy ny momba azy roa lahy azon’ny demony teo aloha.


Neken’i Jesoa ny fangatahany. Koa dia niala tamin-dralehilahy ireo fanahy maloto ka lasa niditra tao amin’ny kisoa. Ary nirifatra ny andian-kisoa, tokony ho kisoa roa arivo, ka nivarimbarina tan-kilahila ho any anaty farihy, dia maty tao.


dia tonga teo akaikin’i Jesoa ary nandinika ilay lehilahy azon’ny demony antsoina hoe Tafika teo, efa mipetraka tsara, mitafy lamba sady ary saina; ka nihoron-koditra izy rehetra.


Vao nahita ny zava-niseho ireo mpiandry kisoa, dia nandositra ary nilaza ny vaovao tao an-tanàna sy teny ambanivohitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra