Marka 4:39 - DIEM PROTESTANTA39 Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra ary nanao tamin’ny farihy hoe: –Mangîna! Mitonia! Dia nitsahatra ny rivotra ary nanjary tony dia tony ny andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin’ny ranomasina hoe: Mangìna, mitsahara! Dia nitsahatra ny rivotra ka tony tsara ny andro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra ary nanao tamin’ny farihy hoe: –Mangîna! Mitonia! Dia nitsahatra ny rivotra ary nanjary tony dia tony ny andro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika39 Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra, ary nilaza tamin’ny ranomasina hoe: «Mangina, mitonia.» Dia nitsahatra ny rivotra, ary nitony dia nitony ny andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Ary nifoha Izy, dia niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin’ny ranomasina hoe: Mangìna, mitsahara. Ary dia nitsahatra ny rivotra, ka tony tsara ny andro. Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Ary nifoha Izy, dia niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin'ny ranomasina hoe: Mangina, mitsahara. Ary dia nitsahatra ny rivotra, ka tony tsara ny andro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache39 Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin’ny ranomasina hoe: Mangìna, mitsahara! Dia nitsahatra ny rivotra ka tony tsara ny andro. Jereo ny toko |
Tsy mba atahoranareo akory ve Izaho TOMPO? Tsy mba mangovitra eo anatrehako ve ianareo? Izaho anefa no nametraka ny fasika ho fefin’ny ranomasina, dia fetra mandrakizay tsy hihoarany: na dia misamboaravoara mafy aza izy dia tsy mahavaky izany fefy izany; na dia mirohondrohona be aza ny onjany, dia tsy afaka mihoatra azy.