Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 4:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana angaha ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ary hoy Izy tamin’izy ireo: Nahoana no matahotra ianareo? Tsy mbola manana finoana va ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana angaha ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Ary hoy Izy tamin’izy ireo: «Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana ihany va ianareo?» Ary natahotra dia natahotra izy ireo ka nifampilaza hoe: «Iza moa io, fa ny rivotra sy ny ranomasina avy no manaiky Azy?».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra hianareo? Tsy mbola manam-pinoana va hianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana va ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Ary hoy Izy tamin’izy ireo: Nahoana no matahotra ianareo? Tsy mbola manana finoana va ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 4:40
10 Rohy Ifampitohizana  

Tsy hotapahiny ny volotara folaka, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona fa hamoaka ny lamina ara-drariny tokoa izy.


Raha mamakivaky ny rano ianao, dia homba anao Aho; raha miampita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao ireny; raha mandeha eo anivon’ny afo ianao, dia tsy ho may akory fa tsy handoro anao ny lelafo.


Avy hatrany i Jesoa dia nanatsotra tanana ka nandray an’i Petera ary nanao taminy hoe: –Ry kely finoana, nahoana no nisalasala ianao?


Tsikaritr’i Jesoa izany ka hoy Izy: –Ry kely finoana, nahoana ianareo no miady hevitra ny amin’ny tsy nitondranareo mofo?


Tafîn’Andriamanitra toy izany ny ahitra any an-tsaha, izay eny anio nefa atsipy any am-patana rahampitso; tsy mainka ve ianareo no hampitafîny, ry kely finoana?


Ary hoy i Jesoa taminy: –Nahoana no saro-tahotra ianareo, ry kely finoana? Izay vao niarina i Jesoa, dia niteny mafy ny rivotra sy ny farihy, ary nanjary tony dia tony ny andro.


Ary natahotra dia natahotra tokoa iretsy mpianany, ka nifampilaza hoe: –Fa iza àry io no manaiky Azy hatramin’ny rivotra sy ny farihy?


Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano; dia nitsahatra ireo ary nanjary tony tsara ny andro. Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Fa aiza ny finoanareo? Izy ireo koa raiki-tahotra sy gaga sady nifampilaza hoe: –Iza moa ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano, dia manaiky Azy!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra