Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 2:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy mbola novakînareo tao amin’ny Soratra Masina angaha izay nataon’i Davida raha tsy nanan-kohanina ka noana izy mbamin’ireo olona niaraka taminy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin’izay nanaraka azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy mbola novakînareo tao amin’ny Soratra Masina angaha izay nataon’i Davida raha tsy nanan-kohanina ka noana izy mbamin’ireo olona niaraka taminy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Fa hoy Izy taminy: «Moa tsy novakinareo va izay nataon’i Davida raha terin’ny hanoanana izy sy izay nanaraka azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Fa hoy Izy taminy; Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin’izay nanaraka azy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon'i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin'izay nanaraka azy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin’izay nanaraka azy?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 2:25
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia izao no navalin’i Jesoa: –Tsy mbola novakînareo tao amin’ny Soratra Masina ve fa ilay Mpahary, hatrany am-piandohana, dia «nanao ny olona ho lahy sy vavy»,


Ka hoy ry zareo tamin’i Jesoa: –Renao ve izay lazain’ireo? Dia novaliany hoe: –Eny, reko tokoa! Sady tsy mbola novakînareo ve ny andinin’ny Soratra Masina hoe: «Ny vavan’ny ankizy madinika aman-jaza minono avy no nataonao hahazoan-dera»?


Ary izao no tenin’i Jesoa tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina: –Tsy novakînareo angaha ny Soratra Masina manao hoe: «Ny vato nolavin’ny mpanao trano no nanjary vato fehizoro; avy amin’ny Tompo izao, ary dia zava-mahagaga eto ambany masontsika!»


Ary momba ny hoe fitsanganan’ny maty ho velona, moa tsy novakînareo ao amin’ny bokin’i Mosesy ve ilay voalazan’Andriamanitra taminareo hoe:


Rehefa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina i Jesoa, dia noana;


Koa nisy àry olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, kanjo maty tsy namela solofo.


Ary ny amin’ny hoe hitsangana ho velona ny maty, moa tsy novakînareo ao amin’ny bokin’i Mosesy ve ny toko momba ny Roimemy? Fa ao no nitenenan’Andriamanitra tamin’i Mosesy hoe: «Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Itsehàka ary Andriamanitr’i Jakôba!»


Ka hoy ny Farisianina tamin’i Jesoa: –Jereo, nahoana ireto mpianatrao no manao zavatra tsy fanao amin’ny andro sabata?


Niditra tao an-tranon’Andriamanitra i Davida tamin’ny andron’i Abiatara mpisorombe, ary nihinana ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra; kanefa izany mofo izany tsy azon’iza na iza hanina afa-tsy ny mpisorona ihany. Dia nomen’i Davida koa ireo olona niaraka taminy.


Fa hoy i Jesoa taminy: –Inona no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny lalàna? Ahoana no fandraisanao ny heviny raha vakînao?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra