Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Tao amin’ny toerana atao hoe Gôlgôtà, izay midika hoe toerana sahala amin’ny karandoha, no nitondrany an’i Jesoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary Jesosy dia noentin’ireo teo amin’ny toerana atao hoe Golgota, izany hoe, raha adika, Ikarandoha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Tao amin’ny toerana atao hoe Gôlgôtà, izay midika hoe toerana sahala amin’ny karandoha, no nitondrany an’i Jesoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 ary Izy dia nentiny tao amin’ny tany atao hoe Golgotà izay adika hoe Tanin’ny karan-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary Jesosy dia nentiny teo amin’ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary Jesosy dia nentiny teo amin'ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary Jesosy dia noentin’ireo teo amin’ny toerana atao hoe Golgota, izany hoe, raha adika, Ikarandoha.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:22
4 Rohy Ifampitohizana  

«Indro hitoe-jaza ny virijiny ka ho tera-dahy; ary ny anarana hiantsoana ny zaza dia Himanoela,» (izany hoe «miaraka amintsika Andriamanitra»).


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra