Marka 15:19 - DIEM PROTESTANTA19 Ary nokapohiny tamin’ny volotara ny lohany sady nororany Izy, dia nandohalihany sy niankohofany teo anatrehany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ary nikapoka ny lohany tamin’ny volotara izy ireo sady nandrora Azy ka nandohalika sy niankohoka teo anatrehany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ary nokapohiny tamin’ny volotara ny lohany sady nororany Izy, dia nandohalihany sy niankohofany teo anatrehany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Sady nikapoka volotara ny lohany sy nandrora Azy, ary nandohalika nitsaoka Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary dia nikapoka ny lohany tamin’ny volotara izy sady nandrora Azy, dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehany. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary dia nikapoka ny lohany tamin'ny volotara izy sady nandrora Azy, dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ary nikapoka ny lohany tamin’ny volotara izy ireo sady nandrora Azy ka nandohalika sy niankohoka teo anatrehany. Jereo ny toko |
Ny TOMPO Mpanavotra sady Masin’i Israely, dia miteny aminao, ry voaeson’ny olona sy ankahalain’ny firenen-kafa, ary andevozin’ireo mpanjakazaka; ka izao no lazainy aminao: «Raha vao mahita anao ny mpanjaka dia hitsangana hiala amin’ny sezafiandrianany; ary hiankohoka ny manampahefana, raha vao mahatazana anao. Izany no hanajany Ahy TOMPO mahatoky, dia Ilay Masin’i Israely efa nifidy anao.»