Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Fa hoy indray ny antsoantson’ny vahoaka hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia niantsoantso indray ny vahoaka hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fa hoy indray ny antsoantson’ny vahoaka hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia niantso indray izy ireo nanao hoe: «Fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Dia niantsoantso indray ny vahoaka hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy!

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary dia niteny tamin’ny vahoaka indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no tianareo hataoko an’Ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?


Dia hoy i Pilato tamin’ny vahoaka: –Fa inona àry no ratsy nataony? Fa vao mainka koa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny!


Kanefa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Homboy, homboy amin’ny hazofijaliana io!


ary na dia tsy nahita antony hanamelohana Azy ho faty aza ry zareo, dia nangataka tamin’i Pilato ny hamonoana Azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra