Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:53 - DIEM PROTESTANTA

53 Nentina tao an-tranon’ny mpisorombe i Jesoa. Tonga tao avokoa ireo lohandoha-mpisorona sy loholona ary mpahay lalàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

53 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’ny Mpisoronabe izy ireo; ary nivory ireo lehiben’ny mpisorona rehetra sy ireo loholona ary ireo mpanoradalàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

53 Nentina tao an-tranon’ny mpisorombe i Jesoa. Tonga tao avokoa ireo lohandoha-mpisorona sy loholona ary mpahay lalàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

53 Ary i Jesoa nentin’izy ireo ho any amin’ny lehiben’ny mpisorona izay nivorian’ny lohandohan’ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

53 ARY nitondra an’i Jesosy ho any amin’ny mpisoronabe izy; ary niangona teo aminy ny lohan’ny mpisorona rehetra sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

53 Ary nitondra an'i Jesosy ho any amin'ny mpisoronabe izy; ary niangona teo aminy ny lohan'ny mpisorona rehetra sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

53 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’ny Mpisoronabe izy ireo; ary nivory ireo lehiben’ny mpisorona rehetra sy ireo loholona ary ireo mpanoradalàna*.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:53
9 Rohy Ifampitohizana  

Nampahorîna ny Mpanompon’ny Tompo, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava akory, tahaka ny zanakondry entina hovonoina sy tahaka ny ondrivavy eo anatrehan’ny manety azy. Eny, tsy niloa-bava akory izy.


Tamin’izay ireo lohandoha-mpisorona sy ireo loholon’ny vahoaka jiosy dia nivory tao amin’ny lapan’ny mpisorombe atao hoe Kaiafa.


fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana.


Raha vao maraina ny andro, dia nivory hanapa-kevitra ny lohandoha-mpisorona niaraka tamin’ny loholona sy ny mpahay lalàna, izany hoe ny Fitsarana ambony manontolo; dia nampamatotra an’i Jesoa ry zareo sy nitondra Azy ary nanolotra Azy an’i Pilato.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra