Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Marka 14:52 - DIEM PROTESTANTA

52 fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

52 Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

52 fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

52 dia nariany ny lambany, ka lasa nandositra niboridana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

52 Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

52 Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:52
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nosamborin’ny vadin’i Pôtifara tamin’ny lambany izy, ka nataony hoe: –Avia handry amiko! Fa navelan’i Jôsefa teny an-tanan-dravehivavy ny lambany, dia nandositra nivoaka ny trano izy.


Fa mbola namaly ny Tompo i Satàna ka nanao hoe: –Hoditra solon’ny hoditra. Izay ananan’ny olona dia homeny hiarovany ny ainy.


Ary nisy zatovolahy iray nanaraka an’i Jesoa, tsy nanana afa-tsy akanjo manolo-koditra. Nosamborin’ny olona koa izy;


Nentina tao an-tranon’ny mpisorombe i Jesoa. Tonga tao avokoa ireo lohandoha-mpisorona sy loholona ary mpahay lalàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra