Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Azo namidy denàry telonjato mahery iny ka omena ny mahantra ny vidiny! Dia nolevileven-dry zareo ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Fa azo namidy lafo mihoatra ny denaria telonjato iny menaka manitra iny ka ho nomena ny mahantra! Dia tezitra indrindra tamin-dRavehivavy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Azo namidy denàry telonjato mahery iny ka omena ny mahantra ny vidiny! Dia nolevileven-dry zareo ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Denie telon-jato mahery iny raha namidy ka homena ny mahantra.» Dia nimonomonona tamin-dravehivavy izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Fa azo namidy ho lafo tsy omby denaria telon-jato iny menaka manitra iny ka homena ny malahelo. Dia tezitra indrindra tamin-dravehivavy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Fa azo namidy ho lafo tsy omby denaria telon-jato iny menaka manitra iny ka homena ny malahelo. Dia tezitra indrindra tamin-dravehivavy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Fa azo namidy lafo mihoatra ny denaria* telonjato iny menaka manitra iny ka ho nomena ny mahantra! Dia tezitra indrindra tamin-dRavehivavy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:5
17 Rohy Ifampitohizana  

fa nikomy tao an-dainy izy ary tsy nihaino intsony izay nolazain’ny TOMPO.


Vao tafavoaka anefa ilay mpanompo, dia tojo ity mpanompo namany izay nananany trosa denàry zato. Noraisin’ilay mpampitrosa teo am-bozona izy, ka nokendainy sady nataony hoe: «Aloavy izay trosako aminao.»


Teo am-pandraisana izany, dia nimonomonona tamin’ny tompon’ilay tanimboaloboka ireto mpiasa ireto


Azo namidy lafo be iny ilomanitra iny ka omena ny mahantra ny vidiny.


Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra?


Fa hoy i Jesoa: –Avelao izy! Nahoana no anaovanareo izay mampalahelo azy? Asa soa iny nataony tamiko iny.


Hany ka nimonomonona ny Farisianina sy ny mpahay lalàna nanao hoe: –Rangahy io ny mpanota no ifandraisany sy iarahany misakafo!


Fa noho i Jodasy nitana ny kitapom-bola, dia nataon’ny sasany fa izao no voalazan’i Jesoa taminy: vidio ny zavatra ilaintsika amin’ny fankalazana ny Paska, na mba omeo zavatra ny mahantra.


Dia novalian’i Jesoa hoe: –Aoka izay ny monomonona!


Dia hoy i Filipo taminy: –Na dia mofo mitentina denàry 200 aza, tsy ampy hahazoan’ny tsirairay sombiny kely akory!


Aoka ianareo tsy himonomonona toy ny nataon’ny sasany tamin’ireny, izay maty naripak’ilay anjely mpandringana.


Izay nangalatra, aoka tsy hangalatra intsony; fa aleo mikely aina manao zavatra tsara, mba hisy homeny izay sahirana.


Nimonomonona tao an-dainareo ianareo ka nanao hoe: «Noho isika halan’ny TOMPO no nitondrany antsika hiala tany Ejipta. Te hanolotra antsika eo an-tanan’ny Amôrita Izy mba handringanana antsika.


Amin’izay rehetra atao, dia aza asiana fimonomononana sy fisalasalana,


Ireo mpampianatra sandoka ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy lava, sady miaina araka ny filàndratsiny no miavonavom-piteny, ka mandoka olona mba hahazoany tombon-tsoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra