Marka 14:4 - DIEM PROTESTANTA4 Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary tezitra ny sasany ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra? Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Maro tamin’izay teo no tezitra ka nifampilaza hoe: «Nahoana re no lanìna foana toy izao ity zava-manitra? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary tezitra ny sasany ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? Jereo ny toko |
Tany Betania i Jesoa tamin’izay ary tao an-tranon’i Simôna mpivarotra bakoly. Raha mbola teo am-pisakafoana i Jesoa, dia tonga ity vehivavy anankiray nitondra tavoahangy alabasitra feno ilomanitra sarobidy atao hoe narda. Dia novakîn-dravehivavy ny tavoahangy ka naidiny tamin’ny lohan’i Jesoa ny ilomanitra.