Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:47 - DIEM PROTESTANTA

47 Nanatsoaka sabatra kosa ny anankiray tamin’ny olona teo anilan’i Jesoa, dia namely an’ilay mpanompon’ny mpisorombe, ka nahafaka ny sofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

47 Ary nanatsoaka ny sabany ny iray tamin’ireo izay nanatrika teo dia nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Nanatsoaka sabatra kosa ny anankiray tamin’ny olona teo anilan’i Jesoa, dia namely an’ilay mpanompon’ny mpisorombe, ka nahafaka ny sofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

47 Fa ny anankiray amin’izay teo aminy nanatsoaka sabatra, dia namely ny mpanompon’ny lehiben’ny mpisorona, ka nahafaka ny sofiny an’ila.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

47 Ary ny anankiray tamin’izay teo anilany nanatsoaka ny sabany, dia nikapa ny mpanompon’ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

47 Ary ny anankiray tamin'izay teo anilany nanatsoaka ny sabany, dia nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

47 Ary nanatsoaka ny sabany ny iray tamin’ireo izay nanatrika teo dia nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe* ka nahafaka ny sofiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:47
5 Rohy Ifampitohizana  

Nohazonin’ireo iraka tamin’izay i Jesoa ary nosamboriny.


Fa hoy i Jesoa tamin’ireo iraka: –Toy ny hisambotra jiolahy izato fiavinareo mirongo sabatra sy kibay hisambotra Ahy!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra