Marka 14:42 - DIEM PROTESTANTA42 Mitsangàna, andao isika handeha! Indro efa akaiky ilay hanolotra Ahy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Mitsangàna, andeha isika; fa indro, efa manakaiky ilay manolotra Ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Mitsangàna, andao isika handeha! Indro efa akaiky ilay hanolotra Ahy! Jereo ny tokoBaiboly Katolika42 Mitsangàna ianareo, andeha isika: indro efa akaiky ilay hamadika Ahy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache42 Mitsangàna, andeha isika; fa indro, efa manakaiky ilay manolotra Ahy. Jereo ny toko |