Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Fa novalian’i Petera hoe: –Na dia handao Anao avokoa aza ny olona rehetra, izaho kosa tsy mba handao Anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Fa novalian’i Petera hoe: –Na dia handao Anao avokoa aza ny olona rehetra, izaho kosa tsy mba handao Anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Dia hoy i Piera taminy: «Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza izy rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina na oviana na oviana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho fafintohina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:29
6 Rohy Ifampitohizana  

Kanefa rehefa tafatsangana velona Aho, dia hialoha anareo any Galilea.


Ary hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminao fa anio dia anio ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao.


Rehefa avy nisakafo ireo mpianatra, dia hoy i Jesoa tamin’i Simôna Petera: –Ry Simôna zanakalahin’i Jôhany, moa tia Ahy mihoatra noho ny itiavan’ireto Ahy ve ianao? Ka novaliany hoe: –Eny, ry Tompo, fantatrao fa tiako Ianao. Dia hoy Izy taminy: –Fahano ireo zanakondriko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra