Marka 14:30 - DIEM PROTESTANTA30 Ary hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminao fa anio dia anio ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, amin’ity alina ity ihany, raha mbola tsy misy akoho maneno fanindroany, dia handa Ahy intelo ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Ary hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminao fa anio dia anio ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Ary hoy i Jesoa taminy: «Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno fanindroany akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin’ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handa Ahy intelo hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin'ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao. Jereo ny toko |