Marka 14:29 - Baiboly Katolika29 Dia hoy i Piera taminy: «Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza izy rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina na oviana na oviana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Fa novalian’i Petera hoe: –Na dia handao Anao avokoa aza ny olona rehetra, izaho kosa tsy mba handao Anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Fa novalian’i Petera hoe: –Na dia handao Anao avokoa aza ny olona rehetra, izaho kosa tsy mba handao Anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho fafintohina. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina. Jereo ny toko |