Marka 14:28 - Baiboly Katolika28 fa rehefa tafatsangana indray Aho, dia hialoha anareo any Galilea.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Fa rehefa tafatsangana amin’ny maty Aho dia hialoha anareo any Galilia. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Kanefa rehefa tafatsangana velona Aho, dia hialoha anareo any Galilea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Kanefa rehefa tafatsangana velona Aho, dia hialoha anareo any Galilea. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Fa rehefa tafatsangana amin’ny maty Aho dia hialoha anareo any Galilia. Jereo ny toko |