Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 13:25 - DIEM PROTESTANTA

25 hiraraka avy eny amin’ny habakabaka ny kintana ary ho voahozongozona ireo herin’ny habakabaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 hiraraka avy eny amin’ny lanitra ny kintana ary hohozongozonina ireo hery izay eny amin’ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 hiraraka avy eny amin’ny habakabaka ny kintana ary ho voahozongozona ireo herin’ny habakabaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 ny kintana any an-danitra hiraraka, ary ny herin’ny lanitra hihozongozona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 ary ny kintana hiraraka avy eny amin’ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin’ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 hiraraka avy eny amin’ny lanitra ny kintana ary hohozongozonina ireo hery izay eny amin’ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 13:25
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny andian-tafiky ny kintana dia ho potika hiraraka avokoa; hihorona toy ny horonan-taratasy ny habakabaka; ary toy ny fihintsan’ny ravim-boaloboka maina na toy ny fihintsan’ny ravin’aviavy malazo no hihintsanan’ny planeta aman-kintana.


Raha vao afaka ny fijaliana amin’ireo andro ireo, dia hihamaizina ny masoandro, tsy handefa taratra intsony ny volana, hiraraka avy eny amin’ny habakabaka ny kintana ary ho voahozongozona ny herin’ny habakabaka.


ary ny kintan’ny habakabaka dia niraraka tamin’ny tany, tahaka ireo voa manta ahintsan’ny aviavy hozongozonin’ny rivo-mahery.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra