Marka 13:15 - DIEM PROTESTANTA15 Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; izay any an-tampon-trano aoka tsy hidina ary aoka tsy hiditra haka zavatra ao an-tranony; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 izay ao an-tampon-trano dia aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; izay any an-tampon-trano aoka tsy hidina ary aoka tsy hiditra haka zavatra ao an-tranony; Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 aoka izay any ambony tafon-trano, tsy hidina ao an-tranony, na hiditra haka zavatra ao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 izay ao an-tampon-trano* dia aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony; Jereo ny toko |
Finoana no nanoavan’i Noà tamim-panajana, fony izy notoroan’Andriamanitra hevitra ny amin’ny zava-hitranga tsy mbola hita; dia nandrafitra sambofiara i Noà hamonjena ny tenany sy ny ankohonany. Izany no nanamelohan’i Noà an’izao tontolo izao, fa nahatonga azy kosa handray ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra noho ny finoany.