Marka 1:40 - DIEM PROTESTANTA40 Ary nanatona an’i Jesoa ity lehilahy marary hoditra ka nitalaho taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: –Raha sitrakao, dia hainao diovina aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Ary nisy boka iray nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany no niteny taminy hoe: Raha mety Ianao dia afaka manadio ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Ary nanatona an’i Jesoa ity lehilahy marary hoditra ka nitalaho taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: –Raha sitrakao, dia hainao diovina aho. Jereo ny tokoBaiboly Katolika40 Ary nisy boka anankiray nanatona Azy nandohalika teo anatrehany ka nitaraina taminy nanao hoe: «Raha mety Ianao dia mahay manadio ahy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 ARY nisy boka nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: Raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Ary nisy boka nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: Raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 Ary nisy boka iray nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany no niteny taminy hoe: Raha mety Ianao dia afaka manadio ahy. Jereo ny toko |
Efa nanao lampihalimo rahateo i Salômôna, dia lampihalimo izay napetrany teo afovoan’ny kianja: efamira izy io ka mirefy roa metatra sy sasany avy ny lafiny ary iray metatra sy sasany ny haavony. Dia niakatra teo ambonin’io lampihalimo io i Salômôna, ary nandohalika teo anatrehan’ny Israelita rehetra tafangona izy no nanandra-tanana manandrify ny lanitra