Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 1:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Ary poatoizay dia niely eran’ny faritany Galilea manontolo ny lazan’i Jesoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ary ny lazany dia niely niaraka tamin’izay teny amin’ny tontolo manodidina tamin’ny tany rehetra manerana an’i Galilia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ary poatoizay dia niely eran’ny faritany Galilea manontolo ny lazan’i Jesoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Dia niely eran’i Galilea rehetra ny lazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary ny lazany dia niely niaraka tamin’izay teny tontolo eny tamin’ny tany rehetra eran’i Galilia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary ny lazany dia niely niaraka tamin'izay teny tontolo eny tamin'ny tany rehetra eran'i Galilia.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ary ny lazany dia niely niaraka tamin’izay teny amin’ny tontolo manodidina tamin’ny tany rehetra manerana an’i Galilia.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 1:28
10 Rohy Ifampitohizana  

izy no hitondra fiadanana! –Raha tonga hanafika ny tanintsika ny Asirianina ka hitsofoka hatraty an-dapantsika, dia hanangana mpitari-tafika marobe hamelezana azy isika.


Ary niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa izay mety ho marary ianjadian’ny aretina sy fanaintainana isan-karazany, dia ny azon’ny demony sy ny mararin’ny androbe ary ny malemy ka nositraniny avokoa.


Ary niely eran’io faritany io ny lazan’izany.


Kanjo nony lasa ireo, dia nampiely ny lazan’i Jesoa manerana io faritany io.


Raiki-tahotra ny olona rehetra ka nifanontany hoe: –Inona ity? Izany ka fampianarana vaovao ombàm-pahefana! Na dia ny fanahy maloto aza, baikon’ity olona ity ka manaiky Azy!


Vantany vao nivoaka ny sinagôga i Jesoa, dia niantrano tao amin-dry i Simôna sy i Andrea; niaraka taminy koa i Jakôba sy i Jôhany.


Kanjo raha vao niala teo ralehilahy, dia nanao antso avo izay nitranga taminy ary nampiely izany. Koa tsy afa-niditra an-tanàna tamin’ny fomba miharihary intsony i Jesoa; fa dia any amin’ny toerana mangina ivelan-tanàna any foana Izy, kanefa mbola nohatonin’ny olona avy eny rehetra eny.


ka natolotra Azy ny bokin’i Isaià mpaminany. Novelariny ilay boky ary izao no andinin-tsoratra hitany:


Ary niely teny amin’ny tany manodidina rehetra ny lazan’i Jesoa.


Dia niely eran’i Jodea manontolo mbamin’ny faritany manodidina rehetra ny lazan’i Jesoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra