Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 9:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo, ka ataovy; dia hiseho aminareo ny voninahitry ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary hoy i Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’NY TOMPO, koa tanteraho izany, dia hiseho aminareo ny voninahitry NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo, ka ataovy; dia hiseho aminareo ny voninahitry ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ary hoy i Môizy: «Ataovy izay nandidian’i Iaveh anareo, ka hiseho aminareo ny voninahitr’i Iaveh.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian'i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary hoy i Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’NY TOMPO, koa tanteraho izany, dia hiseho aminareo ny voninahitry NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 9:6
9 Rohy Ifampitohizana  

Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka Israelita manontolo i Aharôna, dia nitodika nanatrika ny taniefitra izy ireo, ka ny voninahitry ny TOMPO no hitany niseho teo amin’ny rahona.


Nipetraka teo an-tendrombohitra Sinay ny voninahitry ny TOMPO, ka ny rahona no nandrakotra azy nandritra ny enina andro. Tamin’ny andro fahafito dia niantso an’i Mosesy tao afovoan’io rahona io Andriamanitra.


«Eo amin’io toerana io no hihaonako amin’ny Israelita, ka ny voninahitro hanome hasina izany.


Koa hitako tonga avy any atsinanana ny voninahitr’ilay Andriamanitr’i Israely; narahina feo tahaka ny firohondrohon’ny ranomasina izany ary nanazava ny tany tamin’ny famirapiratany.


Dia niditra tao amin’ny Tranolay fihaonana ry i Mosesy sy i Aharôna. Nony tafavoaka avy eo izy roa lahy, dia niara-nitsodrano ny vahoaka; ary niseho tamin’ny vahoaka rehetra ny voninahitry ny TOMPO:


Rehefa nentina teo anoloan’ny Tranolay fihaonana ny zavatra nandidian’i Mosesy, dia nanatona ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo ka nijanona teo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra