Levitikosy 9:6 - Baiboly Katolika6 Ary hoy i Môizy: «Ataovy izay nandidian’i Iaveh anareo, ka hiseho aminareo ny voninahitr’i Iaveh.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary hoy i Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’NY TOMPO, koa tanteraho izany, dia hiseho aminareo ny voninahitry NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo, ka ataovy; dia hiseho aminareo ny voninahitry ny Tompo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo, ka ataovy; dia hiseho aminareo ny voninahitry ny Tompo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian'i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ary hoy i Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’NY TOMPO, koa tanteraho izany, dia hiseho aminareo ny voninahitry NY TOMPO. Jereo ny toko |