Levitikosy 9:5 - DIEM PROTESTANTA5 Rehefa nentina teo anoloan’ny Tranolay fihaonana ny zavatra nandidian’i Mosesy, dia nanatona ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo ka nijanona teo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia nitondra izay nandidian’i Mosesy azy ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana izy; ary nanatona ny fiangonana manontolo ka nijanona teo anatrehan’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Rehefa nentina teo anoloan’ny Tranolay fihaonana ny zavatra nandidian’i Mosesy, dia nanatona ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo ka nijanona teo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Dia nentin’izy ireo, ho eo anoloan’ny trano lay fihaonana izay rehetra nandidian’i Môizy azy, ary nanatona avokoa ny fiangonana rehetra ka nijanona teo anatrehan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia nitondra izay nandidian’i Mosesy azy ho eo anoloan’ny trano-lay fihaonana izy; ary ny fiangonana rehetra nanatona ka nijanona teo anatrehan’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia nitondra izay nandidian'i Mosesy azy ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana izy; ary ny fiangonana rehetra nanatona ka nijanona teo anatrehan'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia nitondra izay nandidian’i Mosesy azy ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana* izy; ary nanatona ny fiangonana manontolo ka nijanona teo anatrehan’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Dia nivory toy ny olona iray ihany; teo amin’ny kianja anoloan’ny Vavahadin’ny Rano no nivoriany tamin’ny andro voalohan’io volana io. Nasain’ny vahoaka nalain’i Hezrà mpahay Lalàna ny bokin’ny Lalàn’i Mosesy, izay nandidian’ny TOMPO an’ireo Israelita. Dia nentin’i Hezrà mpisorona izany ho eo anatrehan’ny Fiangonana izay nahitana ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny zaza rehetra efa mahahaino.