Levitikosy 24:8 - DIEM PROTESTANTA8 «Isaky ny sabata, mitohy tsy tapaka, no hapetraka mifanongoa eo anatrehako TOMPO ireny mofo avy amin’ny Israelita ireny: ho lamim-panekempihavanana raikitra hatrany hatrany izany ho an’ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Isaky ny Sabata no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan’NY TOMPO; avy amin’ny Zanak’Israely izany, dia fanekena maharitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 «Isaky ny sabata, mitohy tsy tapaka, no hapetraka mifanongoa eo anatrehako TOMPO ireny mofo avy amin’ny Israelita ireny: ho lamim-panekempihavanana raikitra hatrany hatrany izany ho an’ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Halahatra tsy tapaka isan’andro sabata ireo mofo ireo avy amin’ny zanak’i Israely, eo anatrehan’i Iaveh: fanekem-pihavanana maharitra lalandava izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Isan-tSabata no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan’i Jehovah; ho avy amin’ny Zanak’Isiraely izany, dia fanekena mandrakizay. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Isan-tSabata no handaharany ireo mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah; ho avy amin'ny Zanak'Isiraely izany, dia fanekena mandrakizay. Jereo ny toko |
Isa-maraina sy isan-kariva ireo no mampanetona ny sorona dorana manontolo sy ny vovo-javamanitra ho an’ny TOMPO na koa mandahatra eo amin’ny latabatra madio ny mofo atolotra ho an’Andriamanitra; ary isan-kariva ireo no mampirehitra ny jiro eo amin’ny fitoeran-jiro volamena. Izahay manko mitandrina izay nasain’ny TOMPO Andriamanitray hotandremana; fa ianareo kosa nandao Azy.