Levitikosy 24:7 - DIEM PROTESTANTA7 Hasianao vovoka zava-manitra madio eo ambonin’ny isan’antonta; dia izany vovoka zava-manitra izany no hatao solon’ny mofo ka holevonina amin’ny afo mba ho fanati-pahatsiarovana ho AHY. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Asio ditin-kazo manitra madio ny toerana tsirairay, koa aoka ho eo amin’ny mofo izany mba ho fanati-pahatsiarovana, dia fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Hasianao vovoka zava-manitra madio eo ambonin’ny isan’antonta; dia izany vovoka zava-manitra izany no hatao solon’ny mofo ka holevonina amin’ny afo mba ho fanati-pahatsiarovana ho AHY. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Hasianao emboka madio eo ambonin’ny isan’antontany avy, ho fahatsiarovana, eo amin’ny mofo atolotra amin’ny afo ho an’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary asio ditin-kazo mani-pofona madio ny isan-toerana, ka aoka ho eo amin’ny mofo izany ho fanati-pahatsiarovana, dia fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary asio ditin-kazo mani-pofona madio ny isan-toerana, ka aoka ho eo amin'ny mofo izany ho fanati-pahatsiarovana, dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah. Jereo ny toko |
Hoentiny ho amin’ireo mpisorona taranak’i Aharôna izany; dia handraoka eran-tanan’ila amin’ny lafarinina voararaka menaka sy handraoka manontolo ny vovoka zava-manitra ireo, ka handoro izany fanati-pahatsiarovana izany hanetona eo ambonin’ny alitara. Fanatitra levonina amin’ny afo izany ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO.