Levitikosy 13:42 - DIEM PROTESTANTA42 Fa raha misy aretin-koditra fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, dia habokana mipoipoitra eo izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Fa raha misy aretina teramena somary fotsy, na eo amin’ny loha sola na eo amin’ny handrina, dia habokana mipoitra amin’ny loha sola, na amin’ny mazava ray izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Fa raha misy aretin-koditra fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, dia habokana mipoipoitra eo izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika42 Fa raha misy fery mangia-potsy somary mena eo amin’ny faritra sola, na anoloana na an-damosina, dia habokana mipoitra eo amin’ny faritra sola, na an-damosina na anoloana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Fa raha misy aretina teramena sady fotsy, na eo amin’ny loha sola, na eo amin’ny mazavaray, dia boka mipoipoitra amin’ny loha sola, na amin’ny mazavaray, izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Fa raha misy aretina tera-mena sady fotsy, na eo amin'ny loha sola, na eo amin'ny mazavaray, dia boka mipoipoitra amin'ny loha sola, na amin'ny mazavaray izany Jereo ny toko |