Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Raha ny volon-doha eo anoloana no mihintsana ka mahatonga mazavaray, dia madio ihany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Raha mihintsana ny volo eo ambonin’ny handriny dia mazava ray ihany izy ka madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Raha ny volon-doha eo anoloana no mihintsana ka mahatonga mazavaray, dia madio ihany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Raha ny volony anoloana no mihintsana dia mazavaray izy, madio ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Ary raha mihintsana ny volony eo ambonin’ny handriny, dia mazavaray ihany izy ka madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ary raha mihintsana ny volony eo ambonin'ny handriny, dia mazavaray ihany izy ka madio.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Raha mihintsana ny volo eo ambonin’ny handriny dia mazava ray ihany izy ka madio.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:41
2 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy lehilahy mihintsana volon-doha ka sola, dia madio ihany izy.


Fa raha misy aretin-koditra fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, dia habokana mipoipoitra eo izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra