Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 11:6 - DIEM PROTESTANTA

6 ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ohatra ny bitro, izay mandinika fa tsy misampan-tongotra, dia ho maloto aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 11:6
4 Rohy Ifampitohizana  

ny biby rehetra mivaky kitro sady mandinika.


ny hiràka, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro;


ny kisoa, satria mivaky kitro ihany izy nefa tsy mba nandinika.


Kanefa ny biby mandinika fotsiny na mivaky kitro fotsiny dia tsy hohaninareo, fa maloto aminareo ireny, ohatra: ny rameva sy ny bitro ary ny hiràka, satria mandinika ihany ireo saingy tsy mba mivaky kitro;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra