Levitikosy 11:12 - DIEM PROTESTANTA12 Izay biby rehetra ao anaty rano, kanefa tsy misy vombony na kirany, dia ho fady aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Izay rehetra ao anaty rano ka tsy misy vombony na kirany dia ho zava-betaveta aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Izay biby rehetra ao anaty rano, kanefa tsy misy vombony na kirany, dia ho fady aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Izay tsy misy vombony na kirany ao anaty rano, dia ho zava-betaveta avokoa aminareo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Izay rehetra tsy misy vombony na kirany ao anaty rano dia ho zava-betaveta aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Izay rehetra tsy misy vombony na kirany ao anaty rano dia ho zava-betaveta aminareo. Jereo ny toko |