Levitikosy 11:11 - DIEM PROTESTANTA11 eny, ho fady aminareo ireny, ka aza haninareo ny henany ary fadio ny mikasika ny fatiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Eny, ho fahavetavetana aminareo ireny; tsy ho fihinanareo ny nofony ary hataonareo ho zava-betaveta ny fatiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 eny, ho fady aminareo ireny, ka aza haninareo ny henany ary fadio ny mikasika ny fatiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Ho fahavetavetana aminareo ireny, ka aza mihinana ny henany, ary ataovy zava-betaveta ny fatiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 eny, ho fahavetavetana aminareo ireny; tsy ho fihinanareo ny nofony, ary hataonareo ho zava-betaveta ny fatiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 eny, ho fahavetavetana aminareo ireny; tsy ho fihinanareo ny nofony, ary hataonareo ho zava-betaveta ny fatiny. Jereo ny toko |