Josoa 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 ka niteny taminy hoe: –Fantatro fa efa nomen’ny TOMPO anareo ity tany misy anay ity ka ny mponina rehetra dia raiki-tahotra anareo sady rera-po eo anoloanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 ka niteny taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’NY TOMPO anareo ny tany, koa efa mahazo anay ny tahotra anareo sady ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany noho ny tahotra anareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 ka niteny taminy hoe: –Fantatro fa efa nomen’ny TOMPO anareo ity tany misy anay ity ka ny mponina rehetra dia raiki-tahotra anareo sady rera-po eo anoloanareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 «Fantatro fa efa nomen’i Iaveh anareo ity tany ity, satria izahay efa raiki-tahotra ny anaranareo; ny mponina rehetra amin’ity tany ity efa ketraka eo anoloanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany noho ny tahotra anareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen'i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin'ny tany noho ny tahotra anareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 ka niteny taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’NY TOMPO anareo ny tany, koa efa mahazo anay ny tahotra anareo sady ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany noho ny tahotra anareo. Jereo ny toko |
Ny mpanjaka rehetra, tamin’ny Amôrita nonina teny andafy andrefan’i Jôrdàna sy tamin’ny Kanahanita nonina tany amoron’ny Ranomasina Mediteranea, dia nahare fa nataon’ny TOMPO maina ny falehan’ny ranon’i Jôrdàna teo anoloan’ny Israelita mandra-pitany; noho izany dia ketraka ny fon’ireo mpanjaka ireo ka tsy nanam-pahasahiana intsony ry zareo hanoherana ny Israelita.
Dia namaly an’i Josoa ny Gibehônita ka nanao hoe: –Notantaraina tsara taminay, tompoko, izay efa nandidian’ny TOMPO Andriamanitrao an’i Mosesy mpanompony, dia ny hanomezana anareo ity tany manontolo ity ary handringananareo ny mponina rehetra ao aminy arakaraka ny androsoanareo. Natahotra mafy ny ho faty izahay noho ny aminareo, ka izany no nanaovanay izany zavatra izany.