Josoa 16:5 - DIEM PROTESTANTA5 Izao kosa no velaran-tanin’ny Efraîmita ho an’ireo tarika ao anatiny: ny sisiny atsimo dia manomboka hatreo Hatarôta-Adara any atsinanana, tonga hatrany Bety-Hôrôna ambony Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ny sisintanin’ny taranak’i Efraima araka ny fokony kosa dia izao: Ny sisintany atsinanana amin’ny lovany dia hatrany Atarota-Adara ka hatrany Bety-Horona ambony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Izao kosa no velaran-tanin’ny Efraîmita ho an’ireo tarika ao anatiny: ny sisiny atsimo dia manomboka hatreo Hatarôta-Adara any atsinanana, tonga hatrany Bety-Hôrôna ambony Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Izao no faritry ny tanin’ny taranak’i Efraima araka ny fianakaviany: ny faritry ny lovany dia izao: amin’ny atsinanana, Ataret-Adara hatrany Betôrôna ambony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny amin’ny fari-tanin’ny taranak’i Efraima araka ny fokony, ny fari-taniny atsinanana amin’ny lovany dia hatrany Atarot-adara ka hatrany Beti-horona ambony. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny amin'ny fari-tanin'ny taranak'i Efraima araka ny fokony, ny fari-taniny atsinanana amin'ny lovany dia hatrany Atarot-adara ka hatrany Beti-horona ambony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ny sisintanin’ny taranak’i Efraima araka ny fokony kosa dia izao: Ny sisintany atsinanana amin’ny lovany dia hatrany Atarota-Adara ka hatrany Bety-Horona ambony. Jereo ny toko |
Ny anjara tany amam-ponenan’ny taranak’i Efraîma dia ireto avy: i Betela mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy; i Naharà, teo atsinanana; i Gezera mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy, tao andrefana; i Sekema mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy, hatrany Haià mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.