Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 2:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Mamakivaky ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda; mianika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Mifamoivoy manerana ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda izy, mananika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Mamakivaky ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda; mianika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Miely eran’ny tanàna izy, mihazakazaka eo ambonin’ny manda, mananika ny trano, mitsofoka amin’ny varavarankely toy ny mpangalatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Mifamoivoy eran’ny tanàna izy, Mihazakazaka eny amin’ny mànda izy, Mananika ny trano izy, Miditra ao am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Mifamoivoy eran'ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin'ny manda izy, mananika ny trano izy, miditra ao am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Mifamoivoy manerana ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda izy, mananika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 2:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Niparitaka nanerana an’i Ejipta ireny ka nipetraka tamin’ny faritra rehetra. Betsaka loatra ny valala ka tsy mbola nisy toa izany na tany aloha na taty aoriana.


Ho feno valala ny lapanao sy ny tranon’ny mpanomponao mbamin’ny an’ny Ejiptianina rehetra. Loza tsy mbola fahita ny toy izany hatramin’ny andron’ny razanao ka mandraka androany». Dia niala teo anatrehan’ny Farao i Mosesy ka lasa.


Ambarao kosa, ry Jeremià, izao teny hentitry ny TOMPO izao: «Eny amin’ny tany eny no miampatrampatra ny fatin’olona, toy ny zezika aparitaka eny an-tanimboly; tahaka ny amboara voajinja sady efa nilaozan’ny mpijinja saingy tsy misy olona mpanangona.»


Tsy mba mifanosika izy, fa mandroso amin’ny lalany avy. Sahy misedra izay asehatra azy izy, fa tsy voasakan’izany.


–Lazaiko marina dia marina aminareo fa izay tsy miditra amin’ny vavahady mankao amin’ny valan’ondry, fa mananika ny fefy, dia mpangalatra sy jiolahy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra