Joela 2:10 - DIEM PROTESTANTA10 Eo anoloany dia mihorohoro ny tany, mipararetra ny lanitra, mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Eo alohany dia mihorohoro ny tany ary mihozongozona ny lanitra; tonga maizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamirapiratra ny kintana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Eo anoloany dia mihorohoro ny tany, mipararetra ny lanitra, mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Eo anoloan’izy io, mihorohoro ny tany, mihozongozona ny lanitra, mihamaizina ny masoandro amam-bolana, ary mihamaloka ny kintana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Eo alohany dia mihorohoro ny tany, Ary mihozongozona ny lanitra; Ny masoandro sy ny volana tonga maizina, Ary ny kintana tsy mamirapiratra. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Eo alohany dia mihorohoro ny tany, ary mihozongozona ny lanitra; Ny masoandro sy ny volana tonga maizina, ary ny kintana tsy mamirapiratra. Jereo ny toko |
Nitsoka trompetra ilay anjely fahefatra, dia niharan-doza ny ampahatelon’ny masoandro sy ny ampahatelon’ny volana ary ny ampahatelon’ireo kintana rehetra, mba tsy hamiratra intsony mandritra ny ampahatelom-potoana famiratany; ka tsy nisy hazavan’ny masoandro intsony nandritra ny ampahatelon’ny antoandro, ary tsy nisy hazavan’ny volana aman-kintana toy izany koa nandritra ny ampahatelon’ny alina.