Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 1:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Tantarao amin’ny zanakareo izao, dia hotantarainy amin’ireo zanany; ary ireto kosa hitantara izany amin’ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Lazao amin’ny zanakareo izao ary aoka hilaza amin’ny zanany kosa ny zanakareo ary ny zanak’ireo kosa indray dia hilaza amin’ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Tantarao amin’ny zanakareo izao, dia hotantarainy amin’ireo zanany; ary ireto kosa hitantara izany amin’ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Aoka hilaza izao ianareo amin’ny zanakareo, ny zanakareo amin’ny zanany, ary ny zanak’izy ireo, amin’ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Lazao amin’ny zanakareo izao, Ary aoka ny zanakareo hilaza amin’ny zanany kosa, Ary ny zanak’ireo kosa indray amin’ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Lazao amin'ny zanakareo izao, ary aoka ny zanakareo hilaza amin'ny zanany kosa, ary ny zanak'ireo kosa indray amin'ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Lazao amin’ny zanakareo izao ary aoka hilaza amin’ny zanany kosa ny zanakareo ary ny zanak’ireo kosa indray dia hilaza amin’ny taranaka mandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 1:3
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny taranaka rehetra samy hilaza amin’izay mandimby azy ny fiderana ny zava-bitanao sy hanambara ny asanao mahery.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira; tononkalo fananarana nataon’ireo terak’i Kôra.


Antitra sy fotsy volo aho ankehitriny, nefa aza afoy, Andriamanitra ô; enga anie aho ho afaka hanambara ny asanao mahery vaika sy mahomby amin’ireo tanora sy ny taranaka manaraka!


Koa rehefa manontany anareo ny zanakareo any aoriana hoe: «Inona no anton’izao?», dia hovalianareo hoe: «Tamim-pahefana mahery no namoahan’ny TOMPO anay hiala tany Ejipta izay toera-nanandevozana anay.


Ny velona ihany no afaka hidera Anao, dia tahaka ahy izao anio izao sy tahaka ireo ray aman-dreny izay hampahalala ny zanany fa tena mahatoky tokoa Ianao.


Dia ampianaro tsara ny zanakao izany; ary resaho na mipetraka ao an-tranonao ianao na mandeha eny an-dalana, na mandry ianao na mifoha.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra