Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 1:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Izao no tenin’ny TOMPO tamin’i Jôela zanakalahin’i Petoela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ny tenin’NY TOMPO, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Izao no tenin’ny TOMPO tamin’i Jôela zanakalahin’i Petoela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Joely zanak’i Fatoely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 NY tenin’i Jehovah, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ny tenin'i Jehovah, izay tonga tamin'i Joela, zanak'i Petoela.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ny tenin’NY TOMPO, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 1:1
5 Rohy Ifampitohizana  

Nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ireo hafatra ireo, nanomboka ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda,


Ny teny izay nampitain’ny TOMPO tamin’i Hôsea zanakalahin’i Beerỳ tamin’ny andron’i Hozià sy i Jôtama sy i Ahaza ary i Hezekià mpanjakan’i Joda, sy tamin’ny andron’i Jerôbohama zanakalahin’i Jôasy sady mpanjakan’i Israely.


Fa izay mitranga eto izao dia fahatanterahan’ilay voalazan’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Joela mpaminany hoe:


satria na oviana na oviana tsy nisy faminaniana avy tamin’ny sitrapon’ny olona, fa avy tamin’Andriamanitra no nitenenan’ny olona izay nentanin’ny Fanahy Masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra