Jeremia 8:4 - DIEM PROTESTANTA4 Hoteneninao amin’ny vahoakan’i Joda, ry Jeremià, fa izao no lazain’ny TOMPO: Izay mianjera ve dia tsy miarina intsony? Izay miodina ve dia tsy miverina intsony? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Lazao aminy koa hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Hoteneninao amin’ny vahoakan’i Joda, ry Jeremià, fa izao no lazain’ny TOMPO: Izay mianjera ve dia tsy miarina intsony? Izay miodina ve dia tsy miverina intsony? Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Lazao azy ireo hoe: Izao no lazain’i Iaveh: «Moa ny lavo, tsy miarina va? ary moa ny diso lalana, tsy miverina va? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 ARY koa, lazao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina? Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary koa, lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Lazao aminy koa hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina? Jereo ny toko |
Fa tao amin’ny mpaminanin’i Jerosalema dia nahitako zavatra mahatsiravina: sady mijangajanga izy no mivelona amin’ny lainga. Mampirisika ny mpanao ratsy izy hany ka misakana ny tsirairay hiala amin’ny faharatsiany. Izy rehetra amiko dia tonga tahaka ny olon’i Sôdôma; ary ny mponin’i Jerosalema dia sahala amin’ny an’i Gômôra.»
Hoy ny TOMPO tamiko: Raha misy lehilahy misaraka amin’ny vadiny ka mandao azy ravehivavy mba hanambady olon-kafa, moa mahazo mampody azy indray ve izy? Tsia, fa haloto ny tany. Kanefa ianao, ry Israely, dia efa lehilahy maro no nijangajanganao, hoy ny teny hentitry ny Tompo; ka moa hahazo miverina amiko indray ve ianao?