Jeremia 6:23 - DIEM PROTESTANTA23 Mampirangaranga tsipîka sy lefona ireo miaramilany lozabe sady tsy mamindra fo. Mirohondrohona toy ny ranomasina ny feony. Mitaingin-tsoavaly izy ary milahatra toy ny andian-tafika hiady mba hamely anao, ry Tsiôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Tsipìka sy lefona no entiny, lozabe sady tsy mamindra fo izy; ny feony dia mirohondrohona toy ny ranomasina ary mitaingin-tsoavaly izy sady voaomana tahaka ny lehilahy ho amin’ny ady, hamelezana anao, ry Ziona zanakavavy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Mampirangaranga tsipîka sy lefona ireo miaramilany lozabe sady tsy mamindra fo. Mirohondrohona toy ny ranomasina ny feony. Mitaingin-tsoavaly izy ary milahatra toy ny andian-tafika hiady mba hamely anao, ry Tsiôna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Ka izy ireo dia mahay mandefa zana-tsipîka aman-defona; olona masiaka tsy manana indrafo; mirohondrohona hoatra ny ranomasina ny feony; mitaingin-tsoavaly izy, vonon-kiady, toa olona iray monja, hamely anao, ry zanaka vavin’i Siôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Tsipìka sy lefona no entiny, Lozabe sady tsy mamindra fo izy; Ny feony dia mirohondrohona toy ny ranomasina, Sady mitaingin-tsoavaly izy Ary voaomana tahaka ny lehilahy ho amin’ny ady, Hamelezana anao, ry Ziona zanakavavy. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Tsipika sy lefona no entiny, lozabe sady tsy mamindra fo izy; Ny feony dia mirohondrohona toy ny ranomasina, sady mitaingin-tsoavaly izy ary voaomana tahaka ny lehilahy ho amin'ny ady, hamelezana anao, ry Ziona zanakavavy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Tsipìka sy lefona no entiny, lozabe sady tsy mamindra fo izy; ny feony dia mirohondrohona toy ny ranomasina ary mitaingin-tsoavaly izy sady voaomana tahaka ny lehilahy ho amin’ny ady, hamelezana anao, ry Ziona* zanakavavy. Jereo ny toko |
dia hampaniraka haka ireo fokom-pirenena rehetra any avaratra Aho, ary hiantso an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko. Hasaiko tonga izy hamely ity tany ity sy ny mponina eo ary koa hamely ireto firenena rehetra manodidina anareo ireto; samy haringako tokoa ireo ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-pandatsana mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.